|
|
|
|

Entrée 1  Diksionera amin' ny Baiboly
Mots élémentaires  2 diksionera, 3 baiboly
Partie du discours  4  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Explications en malgache  5 Misy fanafohezan-teny vitsivitsy ampiasaina ato amin' ity boky ity, dia ireto:
6 Test. Tal. : Testamenta Taloha
7 Test. Vao. : Testamenta Vaovao
8 MSS : Manoskripta na Sora-tanana
9 A.D. : Anno Domini (fanisana ny taona hatramin' ny andron' ny Tompo no mankatỳ)
10 B.C. : Before Christ (fanisana ny taona talohan' ny andron' ny Tompo)
11 J.E.D.P. : Jahwist Elohist Deuteronomist Priestly (filazana samy hafa nahazoana ny tantara ao amin' ny Pentatioka sy ny boky sasany)
12 Ary ny anaran' ny boky ao amin' ny Baiboly dia hafohezina toy izao:
13 Eks. : Eksodosy
14 Lev. : Levitikosy
15 Nom. : Nomery
16 Deot. : Deoteronomia
17 Jos. : Josoa
18 Mpit. : Mpitsara
19 Rot. : Rota
20 Sam. : Samoela
21 Mpanj. : Mpanjaka
22 Tant. : Tantara
23 Ezr. : Ezra
24 Neh. : Nehemia
25 Est. : Estera
26 Job. : Joba
27 Sal. : Salamo
28 Ohab. : Ohabolana
29 Mpit. T. : Mpitoriteny
30 Ton. K. : Tononkiran' i Solomona
31 Isa. : Isaia
32 Jer. : Jeremia
33 Fit. J. : Fitomanian' i Jeremia
34 Ezek. : Ezekiela
35 Dan. : Daniela
36 Hos. : Hosea
37 Joe. : Joela
38 Amo. : Amosa
39 Obad. : Obadia
40 Jon. : Jona
41 Mik. : Mika
42 Nah. : Nahoma
43 Hab. : Habakoka
44 Zef. : Zefania
45 Hag. : Hagay
46 Zak. : Zakaria
47 Mal. : Malakia
48 --- : --------
49 Mat. : Matio
50 Mar. : Marka
51 Lio. : Lioka
52 Jao. : Jaona
53 Asa. : Asan' ny Apostoly
54 Rom. : Romana
55 Kor. : Korintiana
56 Gal. : Galatiana
57 Efes. : Efesiana
58 Fil. : Filipiana
59 Kol. : Kolosiana
60 Tes. : Tesaloniana
61 Tim. : Timoty
62 Tit. : Titosy
63 Filem. : Filemona
64 Heb. : Hebreo
65 Jak. : Jakoba
66 Pet. : Petera
67 Jod. : Joda
68 Apok. : Apokalypsy [1.38]
Analogues  69  abidin' ny baiboly, 70  ny diksionary amin' ny baiboly
Auteur  71 Evans
72 Randzavola Henri
Editions  73  Librairie Protestante. , 1952. Hauteur: 22cm. Largeur: 16cm. Pages: (1) i-x, 1-544; (2) 545-1098.
Illustrations 
74 
Table des Matières 

Mis à jour le 2026/04/23